Ny Wikibolana (avy amin'ny fitambaran'ny teny wiki sy rakibolana ; fanagasiana ny teny Wiktionary izay avy amin'ny fitambaran'ny teny wiki sy dictionary ) dia tetikasa iray ny Wikimedia Foundation . Ny tanjon'io tetikasan' ny Wikimedia Foundation io dia mamorona rakibolana malala…