Wikipedia
Hankany amin'ny vontoatiny
Avy amin'i Wikipedia
Tonga soa
eto amin’i Wikipedia
ny
raki-pahalalana
malalaka
azon’ny tsirairay ovaina
Lahatsoratra
102 653
amin’ny teny
malagasy
Pejy rehetra
Sokajy
Fikambanana
Fanoroana
Lahatsoratra notsongaina ho an’ity volana ity
Fambolena fary
Ny
fambolena trôpikaly
dia fomba
fambolena
manokana amin' ny faritra mafana sy mando eto amin' ny
planeta
. Mampiavaka azy ny fisian' ny karazam-boly maro, manomboka amin’ ny
voamadinika
toy ny
vary
sy ny
katsaka
ka hatramin’ ny voankazo trôpikaly toy ny
manga
sy
mananasy
, ary koa ny voly fanondrana toy ny
kafe
sy
kakaô
Ny
nofon-tany
trôpikaly, matetika tsy dia mahavokatra loatra sy mora simban' ny
fikao-tany
, dia mila teknika fambolena mifanaraka amin' izany. Miatrika fanamby ihany koa ny fambolena trôpikaly, toy ny fitantanana ny
rano
, ny ady amin' ny
bibikely
mpanimba sy ny aretina ary ny fiarovana ny
karazan-javamananaina
Eto amin' izao tontolo izao dia betaka kokoa ny olona mamelon-tena amin’ ny fambolena trôpikaly noho ny asa hafa rehetra. Ny ankabeazan’ ireto olona ireto dia mpamboly tsy manangona ambim-bokatra sady mipetraka amin’ ny toerana trôpikaly. Mamboly voly fihinana ho an’ ny fandaniana anatiny no ny tanjon’ ny fambolena trôpikaly, kanefa misy toerana mamoaka voly fanondrana ohatra (
menaka palma
paraky
siramamy
, sns).
Rehefa misy firesahana momba ny tany trôpikaly, dia tsara taha ampiasaina ny teny mahafao-be mba hamondrona ny faritra manana
toetany
mitovitovy (ohatra: habetsahan’ ny
orana
, toetoetry ny tontolo onenana, karazan-tany, sns). Ny teny fampiasa matetika dia ahitana ny hoe faritra trôpikaly mando (
alamorana
), trôpikaly maina (
tany efitra
sy tany karankaina), na faritra anjakan' ny
varatraza
(toerana misy vanim-potoana be orana/maina voafetra). Mahasoa ireo teny voafaritra ireo rehefa mandinika ny fambolena satria raha misy teknika fambelona mandaitra amin’ ny toetany ankiray, dia tokony handaitra amin’ ny toerana hafa manana toetany mitovitovy amin' izany, na dia any amin' ny faritra hafa amin’ ny
Tany
aza ireo toerana ireo.
Ny teknika ampiasana any amin’ ny faritra manana
toetany antonony
dia matetika tsy mety amin’ ny fambolena an-tany trôpikaly. Tamin’ ny tapany faharoa an’ ny taonjato faha-20 dia betsaka ny andrana maka tahaka ny fomba fambolena mahomby avy amin' ny faritra manana toetany antonony. Kanefa tsy mandaitra izany noho ny toetany, ny karazana
tany
, ary ny fitsipiky ny fananan-tany izay samihafa any amin' ny faritra trôpikaly.
Nony nandaitra ireo fomba fambolena ireo dia nanasoa ny mpamboly manana tany malalaka, satria miorina amin’ ny famokarana lehibe ny teknikan' ny fambolena amin' ny tany manana toetany antonony. Matetika manangona tany mamokatra ny mpanam-bola na orinasa ary voailikilika ho any amin' ny tany tsy mamokatra ny mpamboly mandinika.
tohiny...
Lahatsoratra tsara vakiana
Sarin' i Michèle Rakotoson
Michèle Rakotoson
dia
vehivavy
malagasy
mpanoratra boky, mpanoratra tantara foronina am-boky, mpanoratra tantara tsangana, mpanao gazety, mpikatroka. Teraka tamin' ny 14 Jona 1948 tao
Antananarivo
izy. Namoaka tantara foronina sy tantara an-tsehatra manodidina ny folo amin' ny
teny malagasy
izy ary tompon' andraikitra tamin' ny zoro haisoratra ao amin' ny
Revue Noire
tao
Paris
Tantaram-piainana
I Michèle Rakotoson dia teraka tamin' ny 14 Jona 1948 tao
Antananarivo
. Avy amin' ny fianakaviana madiotanana prôtestanta. Mpanao gazety ny rainy ary mpiandraikitra ny tranomboky ny reniny.
Nitodika tany amin' ny asa fanaovan-gazety sy ny famoronana tantara an-tsehatra ary ny fanoratana izy tatỳ aoriana. Nandray kolontsaina avy amin' ny
prôtestantisma
sy avy amin' ny
koakerisma
(frenjy) izy ka nianatra tao amin' ny lisea Jules Ferry tao Antananarivo. Lasa mpampianatra literatiora sy talen' ny lalao an-tsehatra teto Madagasikara izy saingy nandao ny firenena tamin' ny taona 1983 noho ny antony ara-pôlitika. Taty aoriana dia nifindra tany
Paris
izy ary nahazo ny mari-pahaizana DEA amin' ny sôsiôlôjia ary lasa mpikarakara hetsika literatiora tao amin' ny
Radio France Internationale
. Nanao ny asan' ny mpanao gazety tao amin' ny radio RFI sy France Culture ary koa tamin' ny fahitalavitra frantsay RFO sy iraisam-pirenena hafa izy.
Tamin' ny faran' ny taona 2010 dia niverina teto Madagasikara i Michèle Rakotoson. Tamin' ny taona 2011, niara-niasa tamin' i
Nicolas Vatomanga
( mpitsoka
saksôfônina
sy
sodina
amin' ny de
jazz
) sy tamin' ny tarika misy azy izy, ary nandray anjara mavitrika tamin' ny famolavolana hevitra vaovao: ny
Slamjazz Projekt
("Tetikasa Slam Jazz"), endrika zavakanto vaovao mampiaraka ny tononkalo noforonina eo no ho eo (slam) sy ny mozika foronina eo no ho eo (jazz). Ity mpanoratra ity dia nandray anjara niraka amin' ny mpanakanto hafa tamin' ny tetikasa ara-kolontsaina maro eto an-toerana toy ny
Slamjazz Projekt
sy ny hetsika
Bokiko
. Lasa mpiahy fikambanana malagasy maro koa izy.
Tamin' ny taona 2013 dia nahazo toeram-ponenana tao amin' ny Maison des auteurs et autrices des Francophonies. Tamin' ny taona 2016, izy no mpiahy ny La Dictée francophone, izay karakarain' ny France-Québec isan-taona ao anatin' ny Semaine de la langue française ("Herinandron' ny teny frantsay").
tohiny
Sarin’ny anio
Ny vaovao
Румен Радев
21
avrily
2026
Voatery nofoanana ny fitsidihana ofisialy saika hataon'ny filohan'i
Taiwan
Lai Chin-te
, an' i
Eswatini
fa tsy namela ny faritr'habakabany isidinan'ny voromby mitondra azy i
Seychelles
Maorisy
ary
Madagasikara
20
avrily
2026
Nahatratra 7.4 amin'ny maridrefy Richter ny
fihovitrovitry ny tany
manamorona ny sisin-dranomasin' i
Japàna
ka niteraka fanairana amin'ny mety hisian' ny
tsunami
19
avrily
2026
Ny fiaraha-miasa "Bolgaria liam-pandrosoana" elatra afovoany-havia izay tsy mankasitraka ny
Vondrona Eoropeana
sady mpomba an'i
Rosia
, tarihin' i Rumen Radev (sary), filohany hatry ny ela, no nahazo ny ankamaroan'ny toerana tamin'ny fifidianana parlemantera
Bolgara
18
avrily
2026
Tsy nahomby amin'ny ankapobeny ny fidinana an-dalambe teo
Ambohijatovo
nataon'ny ampahan'ny Gen Z mitaky ny hamotsorana ireo namany nosamborina sy natao famotorana.
Nankalazaina sy natrehin'ny mpitondra maro notarihan'ny
PRRM
tao
Toliary
ny nametrahana ny
tsapiky
ho vakoka manerantany tsy tsapan-tanana anivon'ny
UNESCO
Efemerida
Androany
24 avrily
Thomas Jefferson Building Aerial by Carol M. Highsmith
1800
- Naorina ny Tranombokin'ny kongresy ao
Etazonia
. Tranomboky lehibe indrindra eto an-tany amin'ny isan'ny boky.
1915
- Fandraofana ireo olo-malaza
Armeniana
tao
Constantinople
. Hetsika manamarika ny fiandohan'ny fandripahana foko Armeniana nataon'i
Torkia
, izay niafara tamin'ny fahafatesan' olona 800.000 ka hatramin'ny 1,5 tapitrisa, araka ny tombana.
1920
- Famolavolan'ny
Fikambanan' ny firenena
hananganana an'i
Palestina eo ambany fitantanana britanika
tafaorina tamin'ny taona
1923
1955
- Tapitra ny
kaoferansan' i Bandung
. Melohin'ny firenena tsy momba ny atsy tsy momba ny aroa ny
fanjanahantany
, ny
fanavakavaham-bolonkoditra
ary ny
ady mangatsiaka
1970
- Nandefasana ny
Dong Fang Hong 1
zanabolana
namboarina
shinoa
voalohany teny an'habakabaka
2021
- Nankatoavin'i
Joe Biden
, filohan'i
Etazonia
amin'ny fomba ofisialy ny fisian'ny fandripahan'i Torkia ny Armeniana.
Manana ny tohan'ny
Wikimedia Foundation ireo volavola
m:Fandraisana
Meta-Wiki
Toerana iraisan'ny fikambanan'ny tetikasa rehetra
wikt:Fandraisana
Wikibolana
Rakibolana malalaka
n:Fandraisana
Wikimbaovao
Gazety malalaka (
incubator
b:Fandraisana
Wikiboky
Lahatsoratra sy boky malalaka
q:Fandraisana
Wikitsonga
rakitr' ireo teny notsongaina
incubator
s:Fandraisana
Wikifamakiam-boky
famakiam-boky
tetikasa iraisana
v:Fandraisana
Wikiversite
Fianakaviambe Pedagôjika
Wikiversite iraisana
wikispecies:Fandraisana
Wikispecies
Tetikasa iraisana
commons:Accueil
Wikimedia Commons
Toerana ametrahana ny rakitra Multimedia
Tetikasa Wikipedia amin'ny fiteny vahiny
Lisitry ny Wikipedia
Folo lehibe indrindra
anglisy
alemana
frantsay
nerlandey
italiana
espaniola
rosy
japoney
portogey
Amin'ny fiteny afrikana
Afar
Afrikaans
Akan
አማርኛ
Bamanankan
Chi-Chewa
chiTumbuka
Fulfude
Gĩkũyũ
Hausa / هَوُسَ
Igbo
isiXhisiZuuluosa
isiZulu
Kanuri
Kinyarwanda
Kirundi
Kiswahili
Kongo
Kuanyama
Lingala
Luganda
Malagasy
Ovay
Hita tao amin'ny "
Sokajy
Sary eo amin'ny fandraisana
fiteny 346
Аԥсшәа
Acèh
Адыгабзэ
Afrikaans
Alemannisch
Алтай тил
አማርኛ
Pangcah
Aragonés
Ænglisc
Obolo
अंगिका
العربية
ܐܪܡܝܐ
الدارجة
مصرى
অসমীয়া
Asturianu
Atikamekw
Авар
Kotava
अवधी
Aymar aru
Azərbaycanca
تۆرکجه
Башҡортса
Basa Bali
Boarisch
Žemaitėška
Batak Toba
Bikol Central
Bajau Sama
Беларуская (тарашкевіца)
Беларуская
Betawi
Български
भोजपुरी
Bislama
Banjar
ပအိုဝ်ႏဘာႏသာႏ
Bamanankan
বাংলা
བོད་ཡིག
বিষ্ণুপ্রিয়া মণিপুরী
Brezhoneg
Bosanski
Batak Mandailing
Basa Ugi
Буряад
Català
Chavacano de Zamboanga
閩東語 / Mìng-dĕ̤ng-ngṳ̄
Нохчийн
Cebuano
Chamoru
ᏣᎳᎩ
Tsetsêhestâhese
کوردی
Corsu
Nēhiyawēwin / ᓀᐦᐃᔭᐍᐏᐣ
Qırımtatarca
Čeština
Kaszëbsczi
Словѣньскъ / ⰔⰎⰑⰂⰡⰐⰠⰔⰍⰟ
Чӑвашла
Cymraeg
Dansk
Dagbanli
Dagaare
Thuɔŋjäŋ
Zazaki
Dolnoserbski
Kadazandusun
डोटेली
ދިވެހިބަސް
ཇོང་ཁ
Eʋegbe
Ελληνικά
Emiliàn e rumagnòl
Esperanto
Eesti
Euskara
Estremeñu
فارسی
Mfantse
Fulfulde
Suomi
Võro
Na Vosa Vakaviti
Føroyskt
Fɔ̀ngbè
Arpetan
Nordfriisk
Furlan
Frysk
Gaeilge
Gagauz
贛語
Kriyòl gwiyannen
Gàidhlig
Galego
گیلکی
Avañe'ẽ
गोंयची कोंकणी / Gõychi Konknni
Bahasa Hulontalo
𐌲𐌿𐍄𐌹𐍃𐌺
Ghanaian Pidgin
ગુજરાતી
Wayuunaiki
Farefare
Gungbe
Gaelg
Hausa
客家語 / Hak-kâ-ngî
Hawaiʻi
עברית
हिन्दी
Fiji Hindi
Hrvatski
Hornjoserbsce
Kreyòl ayisyen
Magyar
Հայերեն
Արեւմտահայերէն
Interlingua
Jaku Iban
Bahasa Indonesia
Interlingue
Igbo
Igala
Iñupiatun
Ilokano
ГӀалгӀай
Ido
Íslenska
Italiano
ᐃᓄᒃᑎᑐᑦ / inuktitut
Patois
La .lojban.
Jawa
ქართული
Qaraqalpaqsha
Taqbaylit
Karai-karai
Jju
Адыгэбзэ
Kabɩyɛ
Tyap
Kongo
Kumoring
Gĩkũyũ
Қазақша
Kalaallisut
ភាសាខ្មែរ
ಕನ್ನಡ
Yerwa Kanuri
한국어
Перем коми
Къарачай-малкъар
کٲشُر
Ripoarisch
Kurdî
Kʋsaal
Коми
Kernowek
Кыргызча
Latina
Ladino
Lëtzebuergesch
Лакку
Лезги
Lingua Franca Nova
Luganda
Limburgs
Ligure
Ladin
Lombard
Lingála
ລາວ
Lietuvių
Latgaļu
Latviešu
Madhurâ
मैथिली
Basa Banyumasan
Мокшень
Олык марий
Māori
Minangkabau
Македонски
മലയാളം
Монгол
ꯃꯤꯇꯩ ꯂꯣꯟ
ဘာသာမန်
Moore
मराठी
Кырык мары
Bahasa Melayu
Malti
Mirandés
မြန်မာဘာသာ
Эрзянь
مازِرونی
Nāhuatl
Napulitano
Nedersaksies
Plattdüütsch
नेपाली
नेपाल भाषा
Li Niha
Nederlands
Norsk nynorsk
Norsk bokmål
Novial
ߒߞߏ
IsiNdebele seSewula
Nouormand
Sesotho sa Leboa
Nupe
Diné bizaad
Chi-Chewa
Occitan
Livvinkarjala
Oromoo
ଓଡ଼ିଆ
Ирон
ਪੰਜਾਬੀ
Pangasinan
Kapampangan
Papiamentu
Picard
Naijá
Deitsch
Pälzisch
पालि
Polski
Piemontèis
پنجابی
Ποντιακά
Nawat
پښتو
Português
Pinayuanan
Runa Simi
ရခိုင်
Rumantsch
Romani čhib
Ikirundi
Română
Armãneashti
Tarandíne
Руски
Русский
Русиньскый
Ikinyarwanda
संस्कृतम्
Саха тыла
ᱥᱟᱱᱛᱟᱲᱤ
Sardu
Sicilianu
Scots
سنڌي
Davvisámegiella
Sängö
Srpskohrvatski / српскохрватски
Taclḥit
တႆး
සිංහල
Simple English
Slovenčina
سرائیکی
Slovenščina
Gagana Samoa
Anarâškielâ
ChiShona
Soomaaliga
Shqip
Српски / srpski
Sranantongo
SiSwati
Sesotho
Seeltersk
Sunda
Svenska
Kiswahili
ꠍꠤꠟꠐꠤ
Ślůnski
Sakizaya
தமிழ்
Tayal
ತುಳು
ᥖᥭᥰ ᥖᥬᥲ ᥑᥨᥒᥰ
తెలుగు
Tetun
Тоҷикӣ
ไทย
ትግርኛ
ትግሬ
Türkmençe
Tagalog
Tolışi
Setswana
Lea faka-Tonga
Toki pona
Tok Pisin
Türkçe
Seediq
Xitsonga
Татарча / tatarça
ChiTumbuka
Twi
Reo tahiti
Тыва дыл
Удмурт
ئۇيغۇرچە / Uyghurche
Українська
اردو
Oʻzbekcha / ўзбекча
Tshivenda
Vèneto
Vepsän kel’
Tiếng Việt
West-Vlams
Volapük
Walon
Winaray
Wolof
吴语
Хальмг
IsiXhosa
მარგალური
ייִדיש
Yorùbá
Vahcuengh
Zeêuws
ⵜⴰⵎⴰⵣⵉⵖⵜ ⵜⴰⵏⴰⵡⴰⵢⵜ
文言
閩南語 / Bân-lâm-gí
粵語
中文
IsiZulu
Hanova ny rohy
Wikipedia
Fandraisana
Hanampy lohahevitra