Wikipedia:Mpandrindra — Wikipedia
Hankany amin'ny vontoatiny
Avy amin'i Wikipedia
Ovay
Inona no atao hoe mpandrindra?
Ny mpandrindra amin'ny ankapobeny dia ireo izay manana fahefana hiaro ny votoatin'ity
Wikipedia
ity mba hifanaraka tsara amin'ny fitsipika anatiny.
Raha toa ka maniry ny handrindra ianao dia
mametraha hafatra eto
jereo ny pejy
), jereo tsara ny fampiasan'ny fanangatahana azy alohan'ny mandefa
Rehefa tia hijery ny fanorona momban'ny mpandrindra ianao, jereo
Mpandrindra
Ovay
Lisitry ny mpandrindra
Jagwar
grr...
mg
fr
es
en
eo
BeGasy
(Hiresaka amiko)
mg
fr
en
Hery
(resaka)
mg
fr
en
it
DotMG
(resaka)
mg
fr
en
Mero
(resaka)
mg
en
AlNo
(resaho)
mg
fr
en
Ovay
Fampiasan'ny fangatahana
Iza no mety ho lany
Mety mora lany mpandrindra ny mpikambana
Raha miisa
350
ny fandraisan'anjarany
Hita manoratra eto mandritra ny
herin-taona
(tsy misesy)
Olona mahafantatra tsara ny syntaxe wiki
Mora lasa mpandrindra ianao ra feno ireo toetra ireo.
Iza no mety mandatsa-bato
Mety mandatsa-bato ny mpikambana
Nanokatra kaonty 7 andro aloha ny latsa-bato.
Ra miisa 20 ny fandraisan'anjarany
Tsy mikaonty ny vatonao (esorin'ny mpandrindra), raha tsy feno ireo toetra ireo.
Vangio ny
pejy fangatahana
mba hahita ireo latsabato nitranga.
Fitsipika mikasika ny famoanana ny satam-pandrindra
Noho ny tsifisian'ny fitsipika ho an'ity Wiki ity dia mihatra ny fitsipika ankaponbe. Izany hoe hahazo filazana avy any amin'ny mpiambona (steward) izay mpandrindra tsy nanao inona na inona (na fanovana na fampiasana ny fitaovana manokana) nandritry ny roa taona, ka raha tsy eken'ny fikambanana ny fitazomany ny zony dia tsy hanana ny zom-pandrindrany intsony izy. Mazava ho azy fa afaka mangataka ho hanana ny zom-pandrindra indray izy ohatra ny mpikambana rehetra mameno ny fepetra.
Aogositra 2014
Ireo ny mpandrindra tsy nanao inona na inona nandritry ny roa taona
User:Hery
User:DotMG
User:Mero
User:Alno
Martsa 2017
Ireo ny mpandrindra tsy nanao inona na inona nandritry ny roa taona
User:Alno
Janoary 2022
Ireo ny mpandrindra tsy nanao inona na inona nandritry ny roa taona
User:Alno
Fangatahana ny hanitatra ny zo
Ny mpandrindra tsirairay dia afaka mangataka ny fikambanana mikasika ny fanitarana ny zony. Afaka mamoa-kevitra ny mpikambana mikasika ny fangatahana tsiairay. Rehefa misy marimaritra iraisana dia ho apetraka any amin'ny
m:Stewards' noticeboard
ny rohy manketo amin'ity pejy ity mba hampiharana ny fanapahan-kevitry ny fikambanana (famoanana na fitazomana ny zom-pandrindran'ny mpandrindra voakasika)
Politique pour la révocation du statut d'administrateur
A défaut de politique spécifique pour ce wiki, la
politique générale
s'applique. En résumé, elle dit qu'un admin qui n'a réalisé aucune action (aucune édition ni aucune autre action spécifique à un admin) pendant deux ans est averti par un steward, puis si la communauté ne demande pas à prolonger ses droits, alors il les perd. Il peut bien sûr demander de nouveau à la communauté de lui attribuer ces droits par la suite.
Août 2014
Les administrateurs suivants n'ont pas effectué d'action depuis deux ans
User:Hery
User:DotMG
User:Mero
User:Alno
Mars 2017
Les administrateurs suivants n'ont pas effectué d'action depuis deux ans
User:Alno
Janvier 2022
Les administrateurs suivants n'ont pas effectué d'action depuis deux ans
User:Alno
Demande de prolongation des droits
Chaque administrateur peut demander à la communauté si elle veut bien lui accorder une prolongation de ses droits.
Les membres de la communauté peuvent ajouter leurs commentaires à la suite de chaque demande.
Lorsqu'un consensus est atteint, un lien vers la présente page devrait être posté sur
m:Stewards' noticeboard
pour faire appliquer la décision de la communauté (révocation ou conservation des droits des administrateurs concernés).
Je propose à la communauté que mes droits d'admin soient prolongés, car il n'y a que très peu d'admins actifs sur mg: pour plus de 80000 articles et que je suis assez facile à "réveiller" en cas de besoin. --
AlNo
(resaho)
21 Martsa 2017 à 15:13 (UTC)
hamaly
OK étant que les droits de BeGasy ont expirés plus tôt dans l'année. --—
Jagwar
grr...
mailaka
25 Martsa 2017 à 12:09 (UTC)
hamaly
Salut à tous, et pour exactement les mêmes raisons que précédemment, je vous demande si vous continuez à m'accorder votre confiance pour que je puisse vous épauler si besoin... --
AlNo
(resaho)
21 Janoary 2022 à 13:25 (UTC)
hamaly
Salama, les stewards me demandent si je désire toujours être un admin ici, je vois que vous n'êtes plus que 2 à avoir ces droits ici donc si vous étiez d'accord pour me garder je veux bien rester encore un peu juste au cas où vous auriez besoin d'un coup de main
:) --
AlNo
(resaho)
26 Janoary 2026 à 15:22 (UTC)
hamaly
Miarahaba antsika rehetra, izaho izay manoratra eto dia mangataka ny ho Mpandrindra ato amin'ny Wikipedia teny malagasy, araka ny fangatahana izay efa nataoko tamin'ny 2 avrily 2026, koa asa raha ekenareo na tsia. Mankasitraka indrindra.
ZoAndriamifidisoa
resaka
9 Aprily 2026 à 09:21 (UTC)
hamaly
Hita tao amin'ny "
Sokajy
Mpandrindra
Pejy ny fikambanana
Wikipedia
Mpandrindra
Hanampy lohahevitra
US